4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fiainako - Antsa an'i Kristy

Ny fiainako eto an-tany,dia feno tsiky sy tomany.

Kanefa toa zakako ihany,satria ianao miaro ahy hatrany.

Na inona manjo ahy,na tsara io na ratsy,

Dia ataoko fifaliana,fa FITIAVANA ahy...

an,an,an,...

Fantatro fa eo ianao,na dia tsy hitan’ny masoko aza

Ianao miaro sy mandoa anay.

Fantatro fa ianao be fitiava,fitiavana amiko.

Ka na dia solafaka aho,tohananao.

Na dia resy aza ovaina.

na,na,na,na,na,na...

Mandeha an-tsampany aho,satria tantananao

Ny tokiko rehetra,dia hafatratro aminao.

Na inona manjo ahy,na tsara io na ratsy,

Di ataoko fifaliana,fa FITIAVANA ahy...

na,na,na,na,na,na...na,na,na

Partager ny fiainako

Commenter ny fiainako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsa an'i Kristy

Suite